Ezra 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nampirisihin’i Jehovah hanao fanambarana nanerana ny fanjakany i Kyrosy mpanjakan’i Persa, mba ho tanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Nataony an-tsoratra koa ilay fanambarana,+ hoe: Ezra 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy, ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra izay niely tamin’ny mponin’i Joda.+ Isaia 49:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+ Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+
1 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa, dia nampirisihin’i Jehovah hanao fanambarana nanerana ny fanjakany i Kyrosy mpanjakan’i Persa, mba ho tanteraka ny tenin’i Jehovah nolazain’i Jeremia.+ Nataony an-tsoratra koa ilay fanambarana,+ hoe:
12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy, ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra izay niely tamin’ny mponin’i Joda.+
22 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hatsangako ny tanako mba ho hitan’ny firenena,Ary hatsangako ny tsato-kazo famantarana mba ho hitan’ny vahoaka.+ Dia hotrotroin’izy ireo ny zanakao lahy,Ary hataony antsangory ny zanakao vavy.+