Isaia 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Be dia be ny olona ho any, ka hiteny hoe: “Avia! Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah,Ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,Dia handeha amin’ny lalana atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna,*Ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+ Isaia 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina. Isaia 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+ Jeremia 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany. Ary hangonina ny firenena rehetra mba hankalaza ny anaran’i Jehovah any.+ Tsy hikiry hanaraka ny fo ratsiny intsony izy ireo.”
3 Be dia be ny olona ho any, ka hiteny hoe: “Avia! Andao isika hiakatra ho any an-tendrombohitr’i Jehovah,Ho any an-tranon’Andriamanitr’i Jakoba.+ Hampianatra antsika ny lalany izy,Dia handeha amin’ny lalana atorony isika.”+ Fa avy ao Ziona no hivoahan’ny lalàna,*Ary avy ao Jerosalema ny tenin’i Jehovah.+
6 Hanao fanasambe ho an’ny firenena rehetra i Jehovah Tompon’ny tafika, eto amin’ity tendrombohitra ity,+Dia fanasambe misy hanim-pito loha,+Fanasambe misy divay tena tsara,*Sy hanim-pito loha sady be tsoka,Ary divay tena tsara efa notantavanina.
52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+ Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô! Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+
17 Hantsoina hoe ny seza fiandrianan’i Jehovah i Jerosalema+ amin’izany andro izany. Ary hangonina ny firenena rehetra mba hankalaza ny anaran’i Jehovah any.+ Tsy hikiry hanaraka ny fo ratsiny intsony izy ireo.”