Isaia 62:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+
10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha! Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+ Manamboara lalambe, manamboara! Esory izay vato eny.+ Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+