Isaia 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta. Isaia 35:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+ Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+
16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta.
3 Izany fa misy miantsoantso any an-tany efitra hoe: “Omano ny lalana halehan’i Jehovah!+ Manaova lalambe mahitsy+ mamakivaky ny tany karakaina, mba handehanan’ilay Andriamanitsika.+