-
Jeremia 12:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Rehefa avy manongotra azy ireo aho, dia hamindra fo aminy ka hamerina ny tsirairay ho ao amin’ny lovany sy ny taniny.”
-
-
Jeremia 25:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia ho rava tanteraka ity tany manontolo ity ka hanjary hampihorohoro. Ary hanompo an’ilay mpanjakan’i Babylona mandritra ny 70 taona+ ireo firenena ireo.”’
-
-
Ezekiela 36:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Halaiko avy any amin’ny firenena ianareo, ary hangoniko avy any amin’ny tany rehetra, ka hoentiko any amin’ny taninareo.+
-