Deoteronomia 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Ezra 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+ Jeremia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+
3 dia hoentin’i Jehovah Andriamanitrao miverina ny vahoakanao natao babo,+ ary hiantra anao izy+ ka hanangona anao indray avy any amin’ny firenena rehetra anaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+
2 Ireto ny olona avy any amin’ny faritany tonga avy any Babylona.+ Anisan’ny nataon’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sesitany tany Babylona+ izy ireo. Samy niverina tany amin’ny tanànany tany Jerosalema sy Joda izy ireo, tatỳ aoriana,+
6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+