-
Ezra 8:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia nasaiko nifady hanina teo amin’ny reniranon’i Ahava ny olona. Tianay mantsy ny hanetry tena teo anatrehan’Andriamanitray, sy hangataka azy hitarika ny dianay, dia izahay sy ny zanakay miaraka amin’ny fanananay rehetra.
-