2 Tantara 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary niverina soa aman-tsara*+ ho any an-tranony* tany Jerosalema i Josafata mpanjakan’ny Joda. 2 Tantara 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nisy zavatra tsara nataonao ihany anefa,+ satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,* ary nomaninao* hitady an’ilay tena Andriamanitra ny fonao.”+
3 Nisy zavatra tsara nataonao ihany anefa,+ satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,* ary nomaninao* hitady an’ilay tena Andriamanitra ny fonao.”+