13 Ary nivoaka avy teo amin’ny Vavahadin’ny Lohasaha+ aho tamin’ny alina, dia nandalo teo amin’ny Loharanon’ny Bibilava Be, ary nankeny amin’ny Vavahadin’ny Lavenona Misavovona.+ Dia nodinihiko tsara ny mandan’i Jerosalema efa rava sy ny vavahadiny kilan’ny afo.+