Nehemia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy izy ireo: “Tena voa mafy sy afa-baraka ireo sisa avy natao sesitany, izay any amin’ny faritany.+ Ny mandan’i Jerosalema koa mbola rava,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+ Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy. Fitomaniana 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nilentika any anaty tany ny vavahadiny.+ Nosimbany sy nopotehiny ireo bara hidiny. Natao sesitany any amin’ireo firenena ny mpanjakany sy ny andrianany.+ Tsy misy intsony ny lalàna;* ary na ireo mpaminaniny aza tsy mahazo fahitana avy amin’i Jehovah.+
3 Dia hoy izy ireo: “Tena voa mafy sy afa-baraka ireo sisa avy natao sesitany, izay any amin’ny faritany.+ Ny mandan’i Jerosalema koa mbola rava,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
4 Misaona ireo lalana mankany Ziona, satria tsy misy olona tonga mamonjy fety.+ Potika daholo ny vavahadiny,+ ary misento ny mpisorony. Malahelo be ireo virjiny* ao aminy, ary ory dia ory izy.
9 Nilentika any anaty tany ny vavahadiny.+ Nosimbany sy nopotehiny ireo bara hidiny. Natao sesitany any amin’ireo firenena ny mpanjakany sy ny andrianany.+ Tsy misy intsony ny lalàna;* ary na ireo mpaminaniny aza tsy mahazo fahitana avy amin’i Jehovah.+