FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 74:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsy mahita an’ireo famantarana natao ho anay intsony izahay;

      Tsy misy mpaminany intsony koa,

      Ary tsy misy aminay mahalala hoe haharitra hafiriana izany.

  • Jeremia 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika:

      “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany milaza faminaniana aminareo.+

      Mamitaka* anareo fotsiny izy ireo.

      Fahitana avy ao am-pony no lazainy,+

      Fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+

  • Ezekiela 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hisesisesy ny loza sy ny vaovao ratsy. Hitady fahitana any amin’ny mpaminany ny olona fa tsy hahita.+ Tsy hisy hilana azy koa ny lalàna* omen’ny mpisorona sy ny torohevitry ny anti-panahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara