Fitomaniana 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Diso sy tsy misy ilana azy ny fahitana hitan’ny mpaminaninao,+Ary tsy nahariharin’izy ireo ny fahadisoanao, nefa raha nanao an’izany izy ireo dia tsy ho lasa babo ianao.+Fa mbola diso sy mamitaka ihany ny fahitana nambarany taminao.+
14 Diso sy tsy misy ilana azy ny fahitana hitan’ny mpaminaninao,+Ary tsy nahariharin’izy ireo ny fahadisoanao, nefa raha nanao an’izany izy ireo dia tsy ho lasa babo ianao.+Fa mbola diso sy mamitaka ihany ny fahitana nambarany taminao.+