FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Tsy mba nanontany akory ny mpisorona hoe: ‘Aiza i Jehovah?’+

      Na ireo mpampianatra Lalàna aza tsy nahalala ahy.

      Nikomy tamiko ireo mpiandry.+

      Naminany tamin’ny anaran’i Bala ireo mpaminany+

      Sady nanaraka an’izay tsy mahasoa.

  • Jeremia 27:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany milaza aminareo hoe: ‘Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona+ ianareo.’ Maminany lainga aminareo mantsy izy ireo.+

  • Ezekiela 13:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, maminania hoe hisy loza hanjo an’ireo mpaminanin’ny Israely.+ Lazao amin’izay mamoromporona faminaniana*+ hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah. 3 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza izay mpaminany adala maminany an’izay ao an-tsainy fotsiny, nefa tsy nahita na inona na inona akory!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara