Jeremia 14:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niteny tamiko i Jehovah hoe: “Maminany lainga amin’ny anarako ireo mpaminany ireo.+ Tsy naniraka azy ireo aho na nanome didy azy na niresaka taminy.+ Tsy marina ny fahitana azony, tsy misy dikany ny sikidy ataony, ary fitaka foromporonin’ny sainy* ny faminaniana resahiny aminareo.+ Jeremia 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany milaza faminaniana aminareo.+ Mamitaka* anareo fotsiny izy ireo. Fahitana avy ao am-pony no lazainy,+Fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+
14 Dia niteny tamiko i Jehovah hoe: “Maminany lainga amin’ny anarako ireo mpaminany ireo.+ Tsy naniraka azy ireo aho na nanome didy azy na niresaka taminy.+ Tsy marina ny fahitana azony, tsy misy dikany ny sikidy ataony, ary fitaka foromporonin’ny sainy* ny faminaniana resahiny aminareo.+
16 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany milaza faminaniana aminareo.+ Mamitaka* anareo fotsiny izy ireo. Fahitana avy ao am-pony no lazainy,+Fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+