FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 14:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niteny tamiko i Jehovah hoe: “Maminany lainga amin’ny anarako ireo mpaminany ireo.+ Tsy naniraka azy ireo aho na nanome didy azy na niresaka taminy.+ Tsy marina ny fahitana azony, tsy misy dikany ny sikidy ataony, ary fitaka foromporonin’ny sainy* ny faminaniana resahiny aminareo.+

  • Ezekiela 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Hahita loza izay mpaminany adala maminany an’izay ao an-tsainy fotsiny, nefa tsy nahita na inona na inona akory!+

  • Ezekiela 22:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Manarontsarona ny zavatra ataony anefa ny mpaminany ao aminao, hoatran’ny hoe manisy lalotra fotsy amin’ny rindrina. Mahita fahitana sandoka izy ireo,+ sady maminany lainga avy amin’ny sikidy, ka milaza hoe: “Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony”, nefa i Jehovah tsy niteny an’izany akory.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara