21 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely, momba an’i Ahaba zanak’i Kolaia sy momba an’i Zedekia zanak’i Mahaseia, izay samy maminany lainga amin’ny anarako:+ ‘Hatolotro eo an-tanan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona izy roa lahy, ka hovonoiny eo imasonareo.