- 
	                        
            
            Deoteronomia 18:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
20 “‘Raha misy mpaminany sahisahy ratsy milaza zavatra amin’ny anarako, nefa zavatra tsy nasaiko nolazainy, dia hovonoina ho faty izy. Hovonoina ho faty koa izy raha miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Jeremia 27:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 “‘“‘Koa aza mihaino an’ireo mpaminany, mpisikidy, mpanonofy, mpimasy, ary ireo mpilalao ody eo aminareo, izay milaza hoe: “Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona ianareo!”
 
 -