FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’,

      Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+

      Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+

  • Jeremia 23:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Efa reko izay nolazain’ireo mpaminany maminany lainga amin’ny anarako hoe: ‘Nanonofy aho! Nanonofy aho!’+

  • Fitomaniana 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Diso sy tsy misy ilana azy ny fahitana hitan’ny mpaminaninao,+

      Ary tsy nahariharin’izy ireo ny fahadisoanao, nefa raha nanao an’izany izy ireo dia tsy ho lasa babo ianao.+

      Fa mbola diso sy mamitaka ihany ny fahitana nambarany taminao.+

  • Ezekiela 13:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ny tanako no hamely an’ireo mpaminany mahita fahitana tsy marina sady maminany lainga.+ Tsy ho anisan’ny olona tena akaiky ahy izy ireo, sady tsy ho voasoratra anarana ao amin’ny lisitry ny taranak’Israely, ary tsy hiverina any amin’ny tanin’ny Israely. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Tompo Fara Tampony.+ 10 Nofitahin’izy ireo mantsy ny vahoakako, rehefa nilaza izy ireo hoe: “Fiadanana!”, nefa tsy misy fiadanana akory.+ Rehefa atsangana ny rindrina manasaraka efitra, dia rindrina mora simba no atsangana, nefa avy eo laloriny fotsy.’*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara