FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Hosaziko ireo mpaminany manonofy lainga sy mitantara an’izany”, hoy i Jehovah, “ka mitarika ny vahoakako any amin’ny lalan-diso noho izy ireo mandainga sy mirehareha.”+

      “Tsy naniraka na nanome baiko azy ireo anefa aho. Koa tsy hahasoa an’ity vahoaka ity mihitsy izy ireo”,+ hoy i Jehovah.

  • Jeremia 27:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “‘“‘Koa aza mihaino an’ireo mpaminany, mpisikidy, mpanonofy, mpimasy, ary ireo mpilalao ody eo aminareo, izay milaza hoe: “Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona ianareo!”

  • Mika 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Manoro vohony ny vahoakako ireo mpaminany.+

      Milaza izy ireo hoe ‘Fiadanana!’,+ rehefa misy hotsakoin’ny nifiny,*+

      Fa ilany* ady kosa izay olona tsy manome sakafo ho ao am-bavany.

      Izao no tenin’i Jehovah amin’ireny mpaminany ireny:

  • Zefania 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Sahisahy ratsy ny mpaminaniny, sady mpamadika.+

      Mandoto zava-masina ny mpisorony,+

      Sady tsy miraharaha lalàna.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara