FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tezitra tamin’ilay mpahita anefa i Asa dia nampiditra azy tao am-ponja,* satria romotra be taminy noho ilay zavatra noteneniny. Nanomboka nampijaly olona sasany teo amin’ny vahoaka koa i Asa tamin’izay.

  • 2 Tantara 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mbola misy lehilahy iray+ izay any azontsika asaina manontany an’i Jehovah. I Mikaia zanak’i Jimla! Halako anefa izy satria tsy mba maminany zavatra tsara momba ahy mihitsy fa zava-dratsy foana.”+ Hoy anefa i Josafata: “Aza dia miteny hoatr’izany, ry mpanjaka ô!”

  • Jeremia 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nomelohin’i Jehovah àry ny mponin’i Anatota,+ izay mitady hamono anao* ka miteny hoe: “Aza maminany amin’ny anaran’i Jehovah+ ianao, raha tsy izany dia hovonoinay.”

  • Jeremia 26:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia hoy ny mpisorona sy ny mpaminany tamin’ireo andriana sy ny vahoaka rehetra: “Mendrika ny homelohina ho faty ity lehilahy ity,+ satria naminany fa hisy loza hanjo an’ity tanàna ity. Ary ny sofinareo mihitsy no efa naheno an’izany.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara