FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’,

      Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+

      Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+

  • Amosa 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 ‘Nampisotroinareo divay foana anefa ny Nazirita,+

      Ary nandidy ny mpaminany ianareo hoe: “Aza maminany.”+

  • Amosa 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Henoy àry ny tenin’i Jehovah: ‘Ianao niteny hoe: “Aza maminany hoe hisy loza hanjo ny Israely,+ ary aza mitory+ hoe homelohina ny taranak’i Isaka.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara