FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 30:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hoy izy ireo amin’ny mpahita: ‘Aza mijery’,

      Ary amin’ny mpahita fahitana hoe: ‘Aza milaza fahitana marina aminay.+

      Fa teny fandokafana* no lazao aminay, ary zavatra mamitaka no jereo ao amin’ny fahitana.+

      11 Mivilia lalana! Mialà amin’ny lalanareo.

      Aza miresaka aminay momba an’Ilay Masin’ny Israely intsony.’”+

  • Amosa 7:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Amazia tamin’i Amosa: “’Ndeha mandeha any, ry mpahita fahitana, ka mandosira any Joda. Dia miasà* any, ary any ianao no mahazo maminany.+ 13 Fa aza maminany eto Betela intsony,+ satria toerana masin’ny mpanjaka eto+ sady renivohi-panjakana.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara