FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 12:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Dia napetrany tao Betela+ ny iray, ary tany Dana+ ny iray.

  • 1 Mpanjaka 12:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Nataon’i Jeroboama andro fety koa ny andro faha-15 amin’ny volana fahavalo, sahala amin’ny fety tany Joda.+ Ary nanolotra fanatitra ho an’ireo zanak’omby nataony izy, teo amin’ilay alitara nataony tao Betela.+ Tao koa izy no nanendry mpisorona ho an’ireo toerana avo namboariny.

  • 1 Mpanjaka 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nisy lehilahin’Andriamanitra+ nasain’i Jehovah niainga avy any Joda mba ho any Betela. Tamin’izy tonga tany, dia mbola nitsangana teo akaikin’ny alitara+ i Jeroboama, handoro fanatitra mba hidona-tsetroka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara