FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Niala teo izy, tatỳ aoriana, ka nifindra nankany amin’ny faritra be tendrombohitra any atsinanan’i Betela.+ Dia nanangana ny tranolainy teo izy, ka i Betela no teo andrefany, ary Ay+ no teo atsinanany. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah+ teo izy, ka niantso ny anaran’i Jehovah.+ 9 Tatỳ aoriana, dia nifindra lasy i Abrama ka nankany Negeba.+ Nifindrafindra toby foana izy tamin’izany.

  • Genesisy 28:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa nataony hoe Betela* ny anaran’ilay toerana, nefa Lozy no anaran’ilay tanàna taloha.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara