Jeremia 11:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nomelohin’i Jehovah àry ny mponin’i Anatota,+ izay mitady hamono anao* ka miteny hoe: “Aza maminany amin’ny anaran’i Jehovah+ ianao, raha tsy izany dia hovonoinay.” Amosa 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa aza maminany eto Betela intsony,+ satria toerana masin’ny mpanjaka eto+ sady renivohi-panjakana.”
21 Nomelohin’i Jehovah àry ny mponin’i Anatota,+ izay mitady hamono anao* ka miteny hoe: “Aza maminany amin’ny anaran’i Jehovah+ ianao, raha tsy izany dia hovonoinay.”
13 Fa aza maminany eto Betela intsony,+ satria toerana masin’ny mpanjaka eto+ sady renivohi-panjakana.”