FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 28:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Tamin’iny taona iny ihany, izany hoe teo am-piandohan’ny fanjakan’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, tamin’ny volana fahadimy, tamin’ny taona fahefatra, dia niteny an’izao tamiko, tao an-tranon’i Jehovah teo anatrehan’ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, i Hanania zanak’i Azora, mpaminany avy any Gibeona:+ 2 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Hotapahiko ny ziogan’ny mpanjakan’i Babylona.+

  • Jeremia 28:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary hoy i Hanania teo anatrehan’ny vahoaka manontolo: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Hoatr’izao no hanapahako ny ziogan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ato anatin’ny roa taona, ka tsy ho eo amin’ny vozon’ny firenena rehetra intsony izany.’”+ Dia lasa nandeha i Jeremia mpaminany.

  • Jeremia 37:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Aiza izao ireo mpaminaninareo izay nilaza taminareo hoe: ‘Tsy ho avy hanafika anareo sy ity tany ity ny mpanjakan’i Babylona’?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara