FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nisy tanàna nihavana tamin’ny Israelita, afa-tsy i Gibeona izay nonenan’ny Hivita.+ Ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+

  • 2 Samoela 21:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nantsoin’ny mpanjaka àry ny Gibeonita+ dia niresahany.—Tsy Israelita ny Gibeonita, fa anisan’ny sisa tavela tamin’ny Amorita.+ Efa nianiana tamin’izy ireo ny Israelita hoe tsy hamono+ azy ireo. Nitady handripaka azy ireo anefa i Saoly, noho izy nafana fo loatra nanampy ny vahoakan’Israely sy Joda.—

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara