Estera 6:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hita tao ny tatitra nataon’i Mordekay momba an’i Bigtana sy Taresy, tandapan’ny mpanjaka sady mpiandry varavarana, izay nanao tetika hamonoana* an’i Ahasoerosy Mpanjaka.+
2 Hita tao ny tatitra nataon’i Mordekay momba an’i Bigtana sy Taresy, tandapan’ny mpanjaka sady mpiandry varavarana, izay nanao tetika hamonoana* an’i Ahasoerosy Mpanjaka.+