FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nampitondraina an’ireo mpitondra hafatra ny taratasy ho an’ny faritany rehetra eran’ilay fanjakana. Voasoratra tao ilay didy hoe hovonoina sy haringana ary haripaka daholo ny Jiosy rehetra, na antitra na tanora, na ny zaza na ny vehivavy, ary halaina daholo ny fananany.+ Andro iray ihany no hanaovana an’izany, dia ny faha-13 amin’ny volana faha-12, izany hoe ny volana Adara.+

  • Estera 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia tonga ny andro faha-13 amin’ny volana faha-12, izany hoe ny volana Adara.*+ Tamin’io andro io no tokony hanatanterahana ny tenin’ny mpanjaka sy ny didiny.+ Tamin’izay ny fahavalon’ny Jiosy no nanantena hoe handresy azy, saingy nivadika ny rasa ka ny Jiosy indray no nandresy an’izay nankahala azy.+ 2 Dia nifamory tany amin’ny tanànany avy ny Jiosy, tany amin’ireo faritany manerana ny fanjakan’i Ahasoerosy Mpanjaka,+ mba hiady amin’izay nitady hanisy ratsy azy. Ary tsy nisy nahajoro teo anatrehan’ny Jiosy, satria tena natahoran’ny olona rehetra izy ireo.+

  • Estera 9:16, 17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara