FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 9:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nomeny toromarika izy ireo hoe tokony hankalaza isan-taona ny andro faha-14 sy faha-15 amin’ny volana Adara. 22 Tamin’ireo andro ireo mantsy ny Jiosy no nafahana tamin’ny fahavalony. Tamin’io volana io koa ny alahelony no nivadika ho fifaliana, ary ny andro fahoriany+ lasa andro fanaovana fety. Tokony hankalaza an’ireo andro ireo izy ireo ka hanao fety sy hifalifaly, sady hifanatitra sakafo sy hanao fanomezana ho an’ny mahantra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara