Estera 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony, dia nitafy lamba gony izy sady nihosin-davenona. Nankeo afovoan-tanàna izy avy eo, dia nitaraindraina mafy fa nalahelo be.
4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony, dia nitafy lamba gony izy sady nihosin-davenona. Nankeo afovoan-tanàna izy avy eo, dia nitaraindraina mafy fa nalahelo be.