-
Estera 6:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary tsy nahita tory ny mpanjaka* tamin’iny alina iny, ka nasainy nentina teo aminy ny boky mirakitra ny tantara tamin’izany andro izany.+ Dia novakina tamin’ny mpanjaka ilay izy. 2 Hita tao ny tatitra nataon’i Mordekay momba an’i Bigtana sy Taresy, tandapan’ny mpanjaka sady mpiandry varavarana, izay nanao tetika hamonoana* an’i Ahasoerosy Mpanjaka.+
-