FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Tsy nanaiky ny didin’ny mpanjaka nampitain’ny tandapa anefa i Vasty vadin’ny mpanjaka, ka tsy nety nankany mihitsy. Dia tezitra be ny mpanjaka sady romotra be.

  • Estera 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Taorian’izany, rehefa tsy tezitra intsony i Ahasoerosy Mpanjaka,+ dia tsaroany ny nataon’i Vasty+ sy ny sazy nampiharina taminy.+

  • Estera 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary tian’ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra i Estera. Izy no nahafinaritra azy sy nankasitrahany* mihoatra noho ireo virjiny rehetra. Dia napetrany teo an-dohan’i Estera ny diadema,* ary nataony solon’i Vasty izy ka lasa vadin’ny mpanjaka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara