Daniela 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tonga dia niteny tamin’ny mpanjaka izy ireo hoe: “Ry mpanjaka ô, i Daniela, ilay anisan’ny babo avy any Joda,+ ange tsy niraharaha ny didinao sy ny fandrarana nosoniavinao e! Fa izy mbola mivavaka intelo isan’andro ihany.”+
13 Tonga dia niteny tamin’ny mpanjaka izy ireo hoe: “Ry mpanjaka ô, i Daniela, ilay anisan’ny babo avy any Joda,+ ange tsy niraharaha ny didinao sy ny fandrarana nosoniavinao e! Fa izy mbola mivavaka intelo isan’andro ihany.”+