Estera 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany. Estera 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nentina tao an-dapan’i Ahasoerosy Mpanjaka i Estera, tamin’ny volana fahafolo, izany hoe ny volana Tebeta,* tamin’ny taona fahafito+ nanjakany.
3 tamin’ny taona fahatelo nanjakany, ary nanao fanasambe ho an’ny andrianany sy ny mpanompony rehetra izy. Tonga tao amin’ilay fanasana koa ny tafik’i Persa+ sy Media,+ sy ny olona ambony, ary ny andrianan’ny faritany.
16 Nentina tao an-dapan’i Ahasoerosy Mpanjaka i Estera, tamin’ny volana fahafolo, izany hoe ny volana Tebeta,* tamin’ny taona fahafito+ nanjakany.