FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa ianareo,+ ka ho vitsy kely sisa ianareo no ho velona,+ any amin’ireo firenena handefasan’i Jehovah anareo.

  • Nehemia 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Mba tsarovy ny didy* nomenao an’i Mosesy mpanomponao hoe: ‘Raha mivadika amiko ianareo, dia haparitako any amin’ny firenen-kafa.+

  • Jeremia 50:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Toy ny ondry miely eny rehetra eny+ ny vahoakan’Israely. Naparitaky ny liona izy ireo.+ Nandrapaka azy aloha ny mpanjakan’i Asyria,+ dia nikepokepoka ny taolany avy eo i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara