Daniela 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia mba avoahy izany lalàna izany, ry mpanjaka ô, ka ataovy sonia+ mba tsy ho azo ovana, araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, izay tsy azo foanana.”+
8 Dia mba avoahy izany lalàna izany, ry mpanjaka ô, ka ataovy sonia+ mba tsy ho azo ovana, araka ny lalàn’ny Medianina sy ny Persianina, izay tsy azo foanana.”+