FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:2-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia niondrika sy niankohoka teo anatrehan’i Hamana daholo ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahady, satria izany no baikon’ny mpanjaka. I Mordekay kosa tsy nety niondrika na niankohoka. 3 Dia hoy ny mpanompon’ny mpanjaka teo am-bavahady tamin’i Mordekay: “Maninona ianao no tsy miraharaha ny baikon’ny mpanjaka?” 4 Nanontany an’izany isan’andro izy ireo, nefa tsy nohenoiny mihitsy. Nilaza tamin’izy ireo koa i Mordekay hoe Jiosy izy.+ Niresaka tamin’i Hamana àry izy ireo, dia nanontany azy raha mbola holeferina ihany na tsia ny fihetsik’i Mordekay.+

      5 Ary hitan’i Hamana fa tsy nety niondrika na niankohoka teo anatrehany i Mordekay, ka romotra be izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara