Joba 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tokony hisy mpanakiana hifandahatra amin’ilay Mahery Indrindra ve?+ Aoka hamaly ilay te hananatra an’Andriamanitra.”+ Romanina 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa ianao moa no iza no hamalivaly an’Andriamanitra?+ Ny zavatra novolavolaina ve no hiteny amin’ilay namolavola azy hoe: “Fa maninona aho no nataonao hoatr’izao?”+
2 “Tokony hisy mpanakiana hifandahatra amin’ilay Mahery Indrindra ve?+ Aoka hamaly ilay te hananatra an’Andriamanitra.”+
20 Fa ianao moa no iza no hamalivaly an’Andriamanitra?+ Ny zavatra novolavolaina ve no hiteny amin’ilay namolavola azy hoe: “Fa maninona aho no nataonao hoatr’izao?”+