Joba 23:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Raha mba fantatro mantsy hoe aiza no hahitako an’Andriamanitra,+ Dia hankany amin’ny toerana ipetrahany aho!+ 4 Hoentiko eo anatrehany ny adiko,Ary hataoko eo am-bavako daholo izay teny hiarovako ny tenako. Joba 31:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Raha mba fantatro mantsy hoe aiza no hahitako an’Andriamanitra,+ Dia hankany amin’ny toerana ipetrahany aho!+ 4 Hoentiko eo anatrehany ny adiko,Ary hataoko eo am-bavako daholo izay teny hiarovako ny tenako. Joba 31:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao