-
Joba 13:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Fa raha izaho, dia aleoko miresaka amin’ilay Mahery Indrindra;
Te hitondra ny adiko eo anatrehan’Andriamanitra+ aho.
-
-
Joba 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Aoka hisy mpanelanelana eo amin’ny olona sy Andriamanitra,
Hoatran’ny mpanelanelana eo amin’ny olona iray sy ny namany.+
-