FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 47:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Jakoba tamin’i Farao: “Efa 130 taona aho izao, ary nifindrafindra monina* teny foana aho. Nangidy ny fiainako, sady fohy+ raha oharina amin’ny andron’ny razambeko tamin’izy ireo nifindrafindra monina.”*+

  • Salamo 90:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maharitra 70 taona ny androm-piainanay,

      Na 80 taona+ ho an’izay tena matanjaka.*

      Feno zava-tsarotra sy alahelo anefa izany;

      Mihelina ihany ny taona iainanay, ka lasa manidina izahay.+

  • Mpitoriteny 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa mankarary ny fony sy mahasosotra azy foana izay ataony, mandritra ny androm-piainany.+ Na amin’ny alina aza dia mbola tsy tony koa ny fony.+ Tsisy dikany koa izany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara