-
Hebreo 11:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Ny vehivavy sasany kosa nandray ny havany natsangana tamin’ny maty.+ Ny olona hafa indray nampijalijalina satria tsy nanaiky hafahana tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana, amin’izay izy ireo hahazo fitsanganana tsara kokoa.
-