-
Joba 1:6-8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary tonga ny andro hankanesan’ireo zanak’Andriamanitra*+ teo anatrehan’i Jehovah,+ dia mba tonga niaraka tamin’izy ireo teo+ koa i Satana.+
7 Dia hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Avy taiza ianao?” Dia namaly an’i Jehovah i Satana hoe: “Avy nivezivezy teny ambonin’ny tany sy nandehandeha teny aho.”+ 8 Ary hoy i Jehovah tamin’i Satana: “Efa nandinika an’i* Joba mpanompoko ve ianao? Tsy misy hoatr’azy eny ambonin’ny tany. Manao ny marina sy tsy mivadika*+ izy, sady matahotra an’Andriamanitra ka mifady ny ratsy.”
-