-
Joba 7:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Raha nanota aho, inona moa no voka-dratsin’izany aminao, ry Mpandinika ny olombelona?+
Fa maninona no izaho no kendrenao?
Lasa enta-mavesatra ho anao angaha aho?
-