-
Joba 34:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Fa mijery an’izay alehan’ny olona Andriamanitra,+
Ary mahita ny diany rehetra.
-
-
Jeremia 16:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo.*
Tsy misy miafina eo anatrehako izy ireo,
Ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany.
-