FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 7:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mba farano re ny zava-dratsy ataon’ny ratsy fanahy e!

      Ataovy mafy orina kosa ny olo-marina,+

      Satria ianao ilay Andriamanitra tia rariny,+ izay mandinika ny fo+ sy ny fihetseham-po lalina indrindra.*+

  • Salamo 90:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ataonao eo anatrehanao* ny fahadisoanay;+

      Ahariharin’ny hazavan’ny tarehinao ny zavatra ataonay ao amin’ny miafina.+

  • Ohabolana 15:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Na ny Fasana* sy ny toerana mahalò ny nofo* aza tsy misy miafina amin’i Jehovah,+

      Koa mainka fa ny ao am-pon’ny olombelona!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara