-
Genesisy 6:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary hitan’i Jehovah fa be dia be ny zava-dratsy nataon’ny olona teto an-tany, sady ratsy foana ny zavatra noeritreretiny sy nirin’ny fony.+
-
-
Joba 31:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy mahita ny lalako angaha Andriamanitra,+
Ary tsy manisa ny diako rehetra angaha izy?
-
-
Ohabolana 15:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Mijery eny rehetra eny ny mason’i Jehovah,
Ka dinihiny daholo na ny ratsy toetra na ny tsara toetra.+
-
-
Jeremia 16:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo.*
Tsy misy miafina eo anatrehako izy ireo,
Ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany.
-