Genesisy 8:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nahafinaritra* an’i Jehovah ny hanitr’ilay izy, ka hoy i Jehovah anakampo: “Tsy hanozona ny tany+ noho ny ataon’ny olona intsony aho, satria mitarika azy hanao ratsy foana ny fony, efa hatramin’ny fahazazany.+ Dia tsy horinganiko hoatran’iny nataoko iny intsony ny zavamananaina rehetra.+ Jeremia 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.*+ Iza no mahalala ny momba azy? Matio 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avy ao am-po mantsy no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ohatra hoe famonoana olona, fanitsakitsaham-bady, fijangajangana,* halatra, fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary fanevatevana zava-masina.
21 Ary nahafinaritra* an’i Jehovah ny hanitr’ilay izy, ka hoy i Jehovah anakampo: “Tsy hanozona ny tany+ noho ny ataon’ny olona intsony aho, satria mitarika azy hanao ratsy foana ny fony, efa hatramin’ny fahazazany.+ Dia tsy horinganiko hoatran’iny nataoko iny intsony ny zavamananaina rehetra.+
9 Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.*+ Iza no mahalala ny momba azy?
19 Avy ao am-po mantsy no ivoahan’ny eritreri-dratsy,+ ohatra hoe famonoana olona, fanitsakitsaham-bady, fijangajangana,* halatra, fijoroana ho vavolombelona mandainga, ary fanevatevana zava-masina.