FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy àry i Jehovah: “Haringako tsy hisy eny ambonin’ny tany ny olona noforoniko. Haringako miaraka amin’ny biby fiompy sy ny biby mandady ary ny biby manidina eny amin’ny lanitra ny olona. Fa manenina aho nanao an’ireo.”

  • Genesisy 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ary hampisy safodrano+ eny ambonin’ny tany aho, ka handringana ny nofo rehetra manam-pofonaina eny ambanin’ny lanitra. Dia ho faty ny zava-drehetra eny ambonin’ny tany.+

  • Genesisy 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao àry no fifanekena ataoko aminareo: Tsy ho ripaky ny safodrano intsony ny zavamananaina* rehetra, ary tsy hisy safodrano hanimba ny tany intsony.”+

  • Isaia 54:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 “Amiko dia toy ny tamin’ny andron’i Noa izao.+

      Efa nianiana aho hoe tsy ho safotry ny rano toy ny tamin’ny andron’i Noa intsony ny tany,+

      Dia hoatr’izany koa fa mianiana aho hoe tsy ho tezitra aminao intsony na hiteny mafy anao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara